ARK NETWORK reference.ch · populus.ch    
 
  
F.J.K.M Andranoro, Akon'ny Filadelfia 
 
 
Rubriques

Liens

 Home  | Livre d'Or  | Contact

ASA FANITARANA NY FIANGONANA

 
 

Ireo fananan’ny fiangonana sy ny zava-bitany tao anatin’ireo vanim-potoana: 
Nanana ireto fananana afa-mihetsika ny tsy mihetsika ireto kosa: 
1867
 
- Trano fiangonana zozoro vita tamin’ny 1864, nohavaozina ny taona 1873 fotoana niasan’itompokolahy RALAMBOFARANTSA
 
 
1940
 
Natao vodi-vato ny fototra ny taona 1940 ary I RABARISON mpitandrina ary ramatoa RADWELL no nandatsaka ny vato fehizoro 
- Ny trano vadim-piangonana kosa nandritra ny fotoam-piasan’ny mpitandrina ANDRIANONY 
 
 
1969-1972
 
Ny trano fisainana indray tao anatin’ny andron’I RAKOTONDRAMANANA taona 1969-1972 ary ny fividianana ny orgue sy famitana ny rihana ny fiangonana
 
 
2004-2005
 
Lakozia fandraisam-bahiny mbola tao anatin’ny fotoam-piasan’ny mpitandrina RATSIRESY Gilbert ary fanaka maro isan-karazany toy ny dabilio, latabatra sns. 
Azo tamin'izany vanom-potoana io ihany koa ny Clavier roa  
 
2005-2006
 
Lany tao amin'ny mpihevi-draharaha fa ho atao ny fanitarana ny FIANGONANA.19 mai 2006 fanombohana ny asa Fanitarana ny Fiangonana. 
Miisa ho efatra ny vaomiera ao anatin'ny KOMITIN'NY FANITARANA.
     
  • Vaomieran'ny VOLA. 
  • Vaomiera TEKNIKA. 
  • Vaomieran'ny SERASERA. 
  • Vaomieran'ny FITAOVANA.
 
Raha maniry ianao ny hanamafy ny laharana ao amin'ireo vaomiera ireo na ihany koa manana soso-kevitra dia raisinay an-tanan-droa izany. 
 
 
ADI FOTOTRA 2006
 
 
 
VITA NY RINDRINA MANODIDINA
 
 
HETSIKA FITADIAVAM-BOLA 
ANKANY SOA FONENAKO
 
 
 

 
ARA-GEOGRAFIA ARA TOE KARENA ARA TANTARA ARA KOLOTORALY
 
NY TEMPOLY IREO MPITANDRINA NY DIAKONA NY FANITARANA
 
DORKASY SEKOLY ALAHADY VOKOVOKO MANGA SAMPANA FIFOHAZANA
 
SAMPANA TANORA KRISTIANA SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA ASA FITORIANA FILAZANTSARA SAMPATI
 
 
VOADY DON FANOMEZANA FANOHANANA HIFANERASERA IREO VAOVAOM-PIANGONANA

 

(c) Akon'ny Filadelfia - Créé à l'aide de Populus.
Modifié en dernier lieu le 21.05.2010
- Déjà 9059 visites sur ce site!