F.J.K.M Andranoro, Akon'ny Filadelfia
|
Rubriques
Liens
|
Home
| Livre d'Or
| Contact
|
FDL ( Fikambanan'ny Diakona sy Loholona)
Ny Diakona
NY DIAKONA no
olomboantson’Andriamanitra manarakaraka ny mpitandirna raha eo amin’ny asam-piangonana no jerena sady mpiara-miasa akaiky no tanan-kavan’ny MPitandina.
Ny olona ho diakona dia tsy maintsy ho efa mpandray ny fanasa’ny Tompo ary olona voafidin’ny mpandray fanasan’ny Tompo hiara-miasa aminn’y mpitandrina eo amin’ny fanolokoloana ny aim-panahin’ny fiangonana sy ny fiheverana ny raharaha ary ny fandavorarian’ny fiangoanana ny adidiny. Tsy maintsy mpandray misoratra anarana ao amin’ilay fiangonana ary nifidianana azy.
NY LOHOLONA Raha jerentsika ny Foto-dalana ao amin'ny FJKM “Ny loholona dia ireo diakona am-perin’asa feno 65 taona ary tsy fidina ho isan’ny diakona intsony”.
Misy heviny anakiroa azo hitarafana ny dikan’ny hoe diakona araka ireto teny grika ireto
- MPANOMPO (serviteur):
Amin’ny tenin’i Jesoa dia ho mpanomponareo izy, ary na iza na iza no te ho ambony eo aminareo, dia ho mpanompon’izy rehetra.
- na (DOULOS)mbola nanana hevitra hoe manompo ihany saingy lalindalina kokoa ny hoe andevo (esclave) (cf Maurice Carrez Dict Grec/Français du NT labor et Fides SBF 4è ed 1984 p75)
Mpanompon’ny vahoaka izy amin’ny andraikitra fitantanana ny sakramenta, famangiana ny manana olana sns, mpanompon’Andriamanitra kosa izy amin’ny fitoriana ny filazantsara. Manana andraikitra lehibe izay miantoka manontolo ny fiainan’ny fiangonana ny diakona hamafisin’ny fitsipika izany manao hoe “Ny loholona na ny diakona isam-piangonana dia manana fivoriana voatokana tsy latsaky ny indray mandeha isam-bolana mba hiarahana mivavaka sy handinihana ary anampahana ny raharaha izay tokony holanian’ny fivorian’ny mpandray ny fanasan’ny Tompo”.
Araka izany dia hita fa ao amin’ny fiangonana dia tsy toeram-boninahitra fa asa fanompoana an’Andriamanitra na dia misy aza ireo diso fihevitra fa ny asan’ny diakona dia toerana fanehoan’ny olona sasany ny voninahitry ny fianakaviana sy ny tenany nefa raha ny tanjona kendren’ny filazantsara dia ny ahazoan’ny olona rehetra fiainana sy fifandraisana ao amin’ny Jesoa Kristy raha izany dia mikendry ny olona rehetra sy ny olona manontolo ny filazantsara ka izay no tokony hifampizarana andraikitra araka ny fanomezam-pahasoavana ananan’ny tsirairay.
NY diakona sy ny loholona amperin’asa ao Andranoro
Ireo Mpitandrina sy Diakona tao Andranoro
Ny foto-dalana FJKM ihany dia milaza fa isaky ny efatra taona ny fifidianana diakona ao amin’ny fiangonana ary toy izao no isany 10 raha 25 no midina ny isan’ny mpandray fanasan’ny Tompo ao aminy, 15 raha mpandray 25 ka hatraminn’y 50 ary miampy iray isaky ny mpandray 10 nefa tsy mihoata ny 100 no isan’izy rehetra ka ao anatin’izany diakona lahy sy vavy , ireo diakona voafidy hiasa mandritra ny efa-taona ireo dia misy vaovao sy tranainy koa raha fiangonana Andranoro no jerena dia nahitana 12 mianadahy ny diakona voalohany tao tamin’ny 1873 , fony vao nisy mpitandrina tamin’izany fotoana izany ary mbola rafitra LMS no nitondrana azy, fa amin’izao vanim-potoana izao kosa dia ny foto-dalana FJKM tanteraka no hitondrana ny fiangonana ka ahitana diakona 75 izay araka ny fizaram-paritra sy ny isan’ny mpandray ao anatin’ny faritra avy.
Ahitana loholona 15 majery ao amin’ny fitandremana Andranoro , araka izany dia ireo no mpiara-miasa amin’ny mpitandrina, noho izany ny diakona dia tompon’andraikitra feno eo anivon’ny fiangonana sady mpanompon’Andriamanitra nantsoiny hanatanteraka ny asany ary natsangan’ny Fanahy Masina hanao ny asa izay niantsoany azy.
Ireo Diakona am-perin'Asa 2007-2011:
Andiany: RASALAMA
1 ANDRIAMADY Arthur
2 ANDRIAMANANORO Claude Augé
3 ANDRIAMIALISOA Njaka Ny Aina
4 EKEMAHANDRINA
5 IHASARAMANITRA Ravo (Sek vola)
6 RANDRIANARIJAONA Jeremia
7 NOROSEHENO
8 RAARIVOLOLONA Elisabeth
9 RABEMANAJARA Jacques
10 RABENANDRASANA Jean
11 RAFARAMALALA Voahirana
12 RAFENONIRINA Jean Eugène
13 RAHARILALAO Ernestine
14 RAHARIMALALA Berthe
15 RAHARIMANGASOA Fanja Edmond
16 RAHARINDRINA
17 RAHARISON Emillienne
18 RAJAONARISON Desiré
19 RAKETAMANGA Costine (Filoha lefitra)
20 RAKOTO Jean Pierre
21 RAKOTOARIMANANA Jean John
22 RAKOTOARIMANANA Josoa
23 RAKOTOARINIVO Noelson
24 RAKOTOMANANA Jean Noelson
25 RAKOTONANDRASANA Jean Fidél
26 RAKOTONANDRASANA Tinarivony
27 RAKOTONDRANAIVO Celestin
28 RAKOTONDRASOA Victor
29 RAKOTOSOLOFO Jaona
30 RAKOTOZAFY Daniela Solofoson
31 RAMANAMIRIJA Dieu Donné
32 RAMERISOA Myriame
33 RAMORAMANGA Eugène
34 RANAIVO Tantely
35 RANAIVOSON Abel
36 RANARISOA Charline
37 RANDRATOMANGA Domoina
38 RANDRATOMANGA Mamy
39 RANDRIAMBOLAMANANA Tefy
40 RANDRIAMORASATA Laurent
41 RANDRIANANDRASANA Roger
42 RANJASOA Volamanana
43 RASAMIARISOA Lala Beby
44 RASAMOELINA
45 RASOAMALALA Jeanne Aimée
46 RASOARILALA Meltine
47 RASOARIMANGA Laurette
48 RASOARIVELO Zalinina
49 RASOLOARIVAO Yvonne
50 RASOLONDRATERA Line
51 RASOLONIRINA Blandine
52 RAVALIMANANARIVO Ny Santatra(Mpitahiry Vola)
53 RAVAOAARISOA Jeannette
54 RAVAOARIMANANA Hèlène
55 RAVAOMALALA Claudin
56 RAVELOARISOA Elisabeth
57 RAVELONJANAHARY Esther (Sekretera P.V)
58 RAZAFIHARIJAONA André
59 RAZAFIMAHATRATRA Pierre
60 RAZAFINALY Faramalala
61 RAZAFINARIVO Celestin
62 RAZAFINDRABE Paul (Filoha)
63 RAZAFINDRABODO Christine
64 RAZAFINDRAMIADANA N. Verosoa
65 RAZAFINDRATERA Fara Lalao
66 RAZAIARIVELO Bakoliarisoa
67 RAZANABAHOAKA Suzanne
68 RAZANAKOLONA Pascal
69 RAZANAKOTO Yves
70 RAZANAMANJATO Fulgence
71 RAZANAMIADANA Jeannine
72 RAZANATSOA Lucie
73 REOMANANA Haja Lalaina
74 RODISON Radoniaina Sergio
75 SAHONDRALISERA M. Olga
Ireo Diakona am-perin'Asa 2012-2015
Andiany: FINOANA
IREO DIAKONA HO TOKANANA:
02 oktobra 2011
1. ANDRIATAVISON Patricia
2. LAMBOU Titianah
3. MILIHARIMALALA Voahirana Melintsoa
4. RAFENOSOA Marie Odette
5. RAHARIMANANA Blandine
6. RAHARISOA Tina Mathilde Auriac
7. RAKOTONDRASOA Onjaniriana
8. RASOLOFO Haingo Tahina
9. RAVAOSOLO Mariette
10. RAVOMANANA Mireille
11. RAVONIARIMANGA Odette
12. RAZAFIMALALA Hanitriniaina Marcelline
13. RAZAFINDRAKOTOVAO Michèle
14. RAZANADRAHELY Meline
15. RAZANAMIARANA Riana
16. ANDRIANIRINARISOA Tahina
17. ANDRIATAVISON Bruno
18. RAHARINAIVO François Gaston
19. RAKOTOARIVELO Miandry Nasolo
20. RAKOTONDRAINIBE Arsène
21. RAKOTONDRAVAO Tiana Harivelo Patrick
22. RAMINONJATOVO Rija
23. RANDRIAMANANJARA William
24. RANDRIAMANANTENA Edmond
25. RANDRIAMANJATO Jean Fidèle
26. RANDRIAMIFIDY Marolahy
27. RANDRIANAIVOARISOLO Abel
28. RANDRIANAMBININTSOA Anthonny
29. RANDRIANANDRASANA Armel
30. RANDRIANARISOA Jean Felix
31. RAVOMANOTRONA Rojo Lanja
32. ROBSON RADO Faniry Tsihoarana
33. RANDRIANARISOA Philipe
IREO DIAKONA HO RAISIN-TANANA
34. RAARIVOLOLONA Elisabeth
35. RAFARAMALALA Voahirana
36. RAHARILALAO Ernestine
37. RAHARIMALALA Berthe
38. RAHARIMANGASOA Fanja Edmond
39. RAHARINDRIANA
40. RAHARISOA Emilienne
41. RAMERISOA Myriame
42. RANDRATOMANGA Domoina T
43. RANJASOA Volamanana
44. RAOMANA Haja Lalaina
45. RASAMIHARISOA Samy Lala Beby
46. RASOARILALA Meltine
47. RASOARIMANGA Laurette
48. RASOARIVELO Zalinina
49. RASOLONDRATERA Line
50. RASOLONIRINA Blandine
51. RATSISALOVANINA Patricia
52. RAVALIMANARIVO Ny Santatra
53. RAVAOARISOA Jeannette
54. RAVAOMALALA Claudine
55. RAVELOARISOA Elisabeth
56. RAVELONJANAHARY Esther
57. RAZAFINALY Fara Malala
58. RAZAFINDRAMIADANA Nirina Verosoa
59. RAZAFINDRASITERA Fara Lalao
60. RAZAKAOELIARIVONY Mavo Noroseheno
61. RAZANAMIADANA Jeannine
62. RAZANATOMPO Bodomalala
63. RAZANATSOA Lucie
64. SAHONDRALISERA Marie Olga
65. ANDRIAMAHADY Arthur
66. ANDRIAMANANORO Claude Augé
67. ANDRIAMIALISOA Njaka
68. IHASARAMANITRA Fanomezantsoa Ravo
69. RABENANDRASANA Jean
70. RAFENONIRINA Jean Eugene
71. RAJAONARISON Désiré
72. RAKOTOARIMANANA Jean John
73. RAKOTOARIMANANA Josoa
74. RAKOTOARINIVO Noelson
75. RAKOTOMANANA Jean Noelison
76. RAKOTONANDRASANA R. Tiana
77. RAKOTONDRANAIVO Celestin
78. RAKOTOSOLOFO Jaona
79. RAKOTOZAFY Daniel Solofoson
80. RAMAROMANGA Eugene
81. RANDRATOMANGA Mamy
82. RANDREMBAHARIMALALA A. Ruffin
83. RANDRIAMORASATA Laurent
84. RANDRIANANDRASANA Roger
85. RANDRIANARIJAONA Jeremie
86. RAZAFIMAHATRATRA Albert
87. RAZAFINDRABE Paul
88. RAZAFY Harijaona André
89. RAZANAKOLONA Pascal
90. RAZANAKOTO Jean Yves
91. RODISON Radoniaina Sergio
IREO LOHOLONA HO RAISIN-TANANA
1. RABEMANANTSOA Simone
2. RAHARIMANGA Justine
3. RAHARINIRINA Jeanne Aimée
4. RASOAMALALA
5. RASOLOARIVAO Yvonne
6. RAVAOSOLO Odette
7. RAVONIARIMANGA Elisabethe
8. RAVELOARISOA
9. RAZAFIMALALA Louise
10. RAZAFINDRASOA Victorine
11. RAZAFINOME Seraphine
12. RAZANAMANGA
13. RAZANAMARIA Isabelle
14. RAKETAMANGA Costine
15. ANDRIATAVILAHY
16. RABENIAZY Paul
17. RAKAMBANA
18. RAKOTONDRAMANGA Edmond
19. RANAIVOSON Abel
20. RANDRIANARIMISA Emilson
21. RAZAFINARIVO Céléstin
22. RAZAFINDRAVAKA Désiré
23. RAZANATOVO Jean Louis
|
(c) Akon'ny Filadelfia - Créé à l'aide de Populus.
Modifié en dernier lieu le
14.10.2011
-
Déjà 9060 visites sur ce site!
|
|