Ny mpitandrina RAJAOBELINA Seth, (mpitandrina teo aloha teo amin’ity fiangonana ity), no nanangana an'ity sampana ity tamin’ny taona 1991.
Hoy ny mpitandrina RATSIRESY “raha tsy ny lehilahy no mandray andraikitra dia hangatsiaka tokoa ny fiangonana” , noporofoin'ny SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA izany, hany ka maro amin'izy ireo no misahana ny andraikitra izay lehibe indrindra dia ny KOMITIN'NY FANITARANA.