ARK NETWORK reference.ch · populus.ch    
 
  
F.J.K.M Andranoro, Akon'ny Filadelfia 
 
 
Rubriques

Liens

 Home  |  Livre d'Or  | Contact

Livre d'Or [Ajouter une entrée]

Je trouve que votre site est très intéressant, bonne continuation; Soit béni
ANDRIO <r_andrio3@gmail.com> (23.04.2013)
  
Miarahaba anareo mpiara-mivavaka, tena mahafinaritra ny fisian'ny site fa ahafantarana zavatra maro momba ny fiainan'ny fiangonana, manantena ny mbola hisian'ny vaovao foana e
vahatra Andriatsiva <vahatriliva@yahoo.fr> (11.07.2012)
  
Salut mlay le site fa mba te hanana ireo donnee sy information eto ireo aho,ny tenako koa dia te hanao ny site ny fiangonana.misaotra ny mpamorona mba hamaly ahy.
Jocelyn <Ainryoma@yahoo.fr> (5.11.2011)
  
Misaotra ary mankasitra indrindra ho antsika rehetra. Ny hirariana dia ny handrosoan'ny Fiangonantsika. Ento am-bavaka ny Mpitandrina sy ny Laika. Samia tahin'ny TOMPO.
IHASARAMANITRA <r_andrio3@yahoo.fr> (14.10.2011)
  
Miarahaba antsika rehetra mpamaky amin'ny anaran'i Jesoa Kristy Ilay lohan'ny fiangonana. Hotahin'ny Tompo manokana anie ny fiangonan'Andranoro ka ho tanteraka ao tokoa ilay maha filadelfia an'i filadelfia. mampahery manokana anao aho Ravo mba hahery amin'ny asan'ny Tompo, ary tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao, de mba hahery amin'ny herin'ny faherezana ny mpitandrina, ny biraon'ny fiangonana, ny diakona sy ny loholona, ny biraon'ny sampana sy ny mpikambana rehetra ao anatiny ary ny fiangonana manontolo.
IHASARAMANITRA Domoina <tsiorinantenaina032@yahoo.fr> (18.08.2011)
  
Finaritra Mahatsiaro ambavaka mandrakariva ny Mpitandrina sy ny FJKM Andranoro hahefa be amin'ny Fitoriana ny Filazantsara indrindra ny mba hialan'ny mponina amin'ireo fombandrazana izay hita ny maharatsy azy Tantely Ranaivo (France)
Tantely RANAIVO <tantelyranaivo@yahoo.fr> (20.05.2011)
  
Miarahaba anareo mpikarakara ny site fa tena mahafinaritra ny mahafantatra fa efa ela no nananan'ny fiangonana Andranoro site toy izao.Ny fivoahan'ny Ako'ny Filadelfia no nahafantaranay ny fisiany ka dia hisaorana ny Tompo.Manarak'izany dia mba fanirianay ny amoahana ny gazeti-piangonantsika amin'itony site itony, mba tsy ho tompon-trano miono ireo havana rehetra any am-pielezana satria hitanay fa tena ilaina ny serasera.Koa samy ho tahin'Andriamanitra.Dia mahereza daholo
Patricia Ratsisalovanina <ratsisalovanina@gmail.com> (2.05.2011)
  
napetraka anio alakamisy 09-06-10 Tena tsara le site sefo Ravo a. Fa hapahalalaina y be sy ny maro amizay é.Mazotoa amin'ny asan'ny Tompo fa tena zava-dehibe ny zavatra nataonao tamin'ity fiangonantsika ity. de ra misy hifanampiana de eo fona isika é. Izay aloha fa any antanana mifankahita é.ho tahin'ny Tompo Tsy mandé le adresse io an...
RABENARIVO Hasina <hsn@yahoo.fr> (10.06.2010)
  


Prénom et nom:
E-mail:

Message:


 

(c) Akon'ny Filadelfia - Créé à l'aide de Populus.
Modifié en dernier lieu le 30.09.2011
- Déjà 9059 visites sur ce site!